| Entrée | 1 fankamamiana | 
| Radical | 2 hamy | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fankasitrahana: Mahafinaritra ahy izao fankamamianareo ny soa kely nataoko teto Fitiavana, firaiketam-po: Ny fankamamiana ny fihavanana [1.1] | 
| Explications en français | 5   La complaisance, l’attachement [1.3#211] | 
| Exemples | 6   Ny fahasarotan' ny mizara ve hita koa any amin' ny fankamamiana sy ny fihainoana ny hafa?
[1.369#] 7 ny fitenin' ny olona efa leo, ny sary ataon' ny mpanao sarihitatra, ny tantara fohin' ny mpanao hatsikana dia mampibaribary ny tsy fankamamiana ny mpanao politika. [4.27#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |