| Entrée | 1 fankasitrahana | 
| Radical | 2 sitraka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fampisehoana fahafaham-po noho ny asa vita: Nahazo fankasitrahana tamin' ny lehibeny Rakoto ka faly aoka izany Fanehoana fihetseham-po mitory hafaliana sy fitiavana noho ny soa noraisina tamin' olona: Tsy tokony hisy fetra ny fankasitrahan' ny zanaka ny ray aman-dreny Fankatoavana, fankamamiana: Tsy hita holazaina ny fankasitrahan' ny be sy ny maro ny lahateninao [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   thankfulness; a reward [1.7] | 
| Explications en français | 6   approbation ; remerciement, gratitude [1.8] | 
| Tous les mots composés | 7 mari-pankasitrahana | 
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |