| Entrée (1/2) | 1 fanoherana | 
| Radical | 2 tohitra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fiadiana mba tsy ho resy: Naharitra ela ny fanoheran' ireo natao fahirano Sakana, fisakanana: Tsy nisy fanoherana ny fidiranay tao an-tanàna Fandavana tsy hanaraka: Noho ny fanoheranao ny teniko, dia tsy afaka hiara hiasa isika [1.1] | 
| Explications en français | 5   L'action de résister, le motif [1.3#711] | 
| Exemples | 6   Andriampanoha no nitarika ny fanoherana.
[2.508#] 7 Io lalimoara fasiana lamba io no mariky ny fanoherana. [1.369#] | 
| Entrée (2/2) | 8 fanoherana | 
| Partie du discours | 9 nom | 
| Explications en français | 10   Nom d'une Composée herbacée d'après Dandouau. [Merina]
 [1.196] | 
| Vocabulaire | 11 Botanique | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |