|
|
|
|

Teny iditra1  fanonena
Fototeny  2 tony
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaketrahana; fampiononana: Asain' ny olona misotro rano mangatsiaka kely ny olona tezitra mba ho fanonena ny fo [1.1]

Fivaditsoratra  5 fanenona, fanonena, 6 fonenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08