|
|
|
|

Entrée (1/5)1  tony
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Maotona tsy misy rivotra: Andro tony
Mandry, tsy mihetsi-mahery: Ranomasina tony
Milamina, miadana rehefa avy nijaly na nitebitéby: Efa tony ny sainy hatramin' ny nandrenesany fa tsy anisan' ny niharan-doza ny zanany
Explications en anglais  4  [1.7] quiet, calm
Explications en français  5  [1.8] tranquille, calme
Exemples  6  [2.324] Nangina tsara ny andro tamin'izay, sady tony dia tony ny rivotra.
7  [2.471] Niverina tsy fidiny izahay, mba tsy hanohitra ny teniny, satria lanitra manga no teo ambony lohanay, ny rivotra tony, ny ranomasina nilamina.
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 

Entrée (2/5)21  toñy
Partie du discours  22  nom
Explications en malgache  23  [1.78] fanononana [Taisaka]

Entrée (3/5)24  toñy
Partie du discours  25  nom
Explications en malgache  26  [1.78] toerana misy mpanazary na hazary ka fijoroana [Sihanaka]

Entrée (4/5)27  tony
Partie du discours  28  nom
Explications en malgache  29  [1.78] vidy, vidiny [Tambahoaka]

Entrée (5/5)30  tony
Partie du discours  31  nom
Explications en français  32  [1.414#224] charme protecteur d'un territoire, d'un village, d'un parc à bœuf ou d'un terrain de culture

Anagrammes  33 ntoy, 34 Otnì, 35 Otny, 36 toñy, tony

Mis à jour le 2025/09/13