| Entrée | 1 fanonerana | 
| Radical | 2 onitra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Famerenana, fanoloana. fanefana: Aza hadinoinao ny fanonerana ny zavatr' olona narianao Fampifandanjana ny azo amin' ny very: Tsy ampy ho fanonerana ny fatiantoko ny tombombarotra azo raha hamidiko latsaky ny roanjato ariary ny sezo tsirairay [1.1] | 
| Explications en français | 5   compensation [1.3#468, 1.13] 6 la restitution, le dédommagement, la réparation, la satisfaction [1.3#468] | 
| Exemples | 7   Efa nanao fanonerana Ingahy Radaniela sy ireo Zanakantitra tariny tao Atsimonivato;
[2.588#] 8 Fampidirana ny feni-kevitra momba ny fanonerana mitovy ao anatin' ny sata fanatsarana ny entana nafarana. [1.384#] | 
| Tous les mots composés | 9 fanoneran-drefy | 
| Anagrammes | 10 faneronana, 11 fanonerana, 12 fanorenana | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |