| Entrée | 1 fanonganana | 
| Radical | 2 ongana | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   ekskomonikasio [1.10.mg#285] 5 Fanjerana zavatra ka ny lohany no atao ambany; fanesorana, fampietrena olona amin' ny toerana ambony nisy azy [1.1] | 
| Explications en français | 6   excommunication [1.10.fr#285] 7 l'action de renverser, le motif [1.3] | 
| Exemples | 8   Efa noheverina elaela ihany io fanonganana io.
[2.366] 9 Raha misy ny fandikàna ny andàlana etsy aloha, dia ambaran' ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana ny sazy fanonganana. [1.320] | 
| Article | 10 Randzavola: fanonganana ao amin' ny Baiboly | 
| Anagrammes | 11 fanangonana, 12 fanonganana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |