| Entrée (1/2) | 1 fanongotra | 
| Radical | 2 ongotra | 
| Partie du discours | 3 nom ou adjectif | 
| Explications en malgache | 4   Fomba entina manongotra, manala hatramin' ny fakany, manatsoaka tanteraka Azo ongotana, tokony hongotana: Fanongotra dieny mbola kely ny fahazaran-dratsy [1.1] | 
| Entrée (2/2) | 5 fanongotra | 
| Radical | 6 tongotra | 
| Partie du discours | 7 nom ou adjectif | 
| Explications en malgache | 8   Fomba entina manongotra, izany hoe mandray amin' ny tongotra Azo tongorana, raisina amin' ny tongotra [1.1] | 
| Anagrammes | 9 fanongotra, 10 fonongatra | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |