| Entrée | 1 fanotronana | 
| Radical | 2 otrona | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Famihinana amin' ny sandry sy ny tanana roa; fanodidinana Fiarahana amin' ny olona iray mba hiaro na hanome voninahitra azy: Misaotra indrindra amin' ny fanotronanareo anay amin' izao andro lehibe izao [1.1] | 
| Explications en français | 5   L’action d'escorter [1.3#473] | 
| Exemples | 6   Arahaba omen-kasina re ry lahy satria mihaona isika ary isaorana mitafotafo reroy amin' ny fanotronana sy famaliana ny antso.
[1.368#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |