|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 farafara
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fepetra ifanarahana mialoha amin' ny fifanekena ifanaovana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a stipulation, terms of compact, a condition, an agreement; a clear arrangement, a preliminary arrangement. Perhaps redup. of fara. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 (farafara plus usité) les stipulations, les obligations, les conditions préalables d'un pacte, d'un contrat, les préliminaires d'un traité [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  14fara
Kamban-teny rehetra  15ambonifarafara

Teny iditra (2/4)16 farafara
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Fandriana avoavo misy tongony ay tsikalany ipetrahan' ny kidoro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 anything made level and high, like a bedstead; a bedstead; the stone shelves in native tombs on which corpses are laid [1.2]
20 a bedstead [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21 boiserie d'un lit; lit [1.8]
Ohatra  22 Tsy nisy farafara fa ladina an-tany avokoa. [2.643#]
23 Vao tonga dia nitombina teo ambony farafara. [2.499]
24 Tonga tao ny farafara ary ny firakofana mafana. [2.895]
25 Tsy nisy ny farafara fa dia ladina an-tany no fatoriany tao. [2.472]
Mpanahaka  26 fandriana
Kamban-teny rehetra  27Fikambanana 13 amin' io teny io
Ohabolana  28 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  29Randzavola: fandriana ao amin' ny Baiboly (=> fandriana)

Teny iditra (3/4)30 farafara
Sokajin-teny  31 anarana
Fanazavàna teny frantsay  32 « Plante parasite dont la fleur longue et rouge a la forme d'une main ou d'une fourchette à cinq branches » (Rochon). Probablement une Loranthacée. [Tanosy] [1.196]
Voambolana  33 Haizavamaniry

Teny iditra (4/4)34 Farafara
Sokajin-teny  35 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  36 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  37 farafara, Farafara, 38 rafarafa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02