|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 farafaran-tany |
| Singan-teny | 2 farafara, 3 tany |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza tany vita ambaratonga.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [tany, earth.] A piece of levelled ground raised above the surrounding parts, a terrace on a slope..
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|