| Entrée | 1 fasana aniritra | 
| Mots élémentaires | 2 fasana, 3 aniritra | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   fasana atao vonjimaika ambara-pitondra ny maty ao amin' ny fasan-drazana; matetika ny fasana aniritra dia lavaka vita rarivato amin' ny lafiny efatra ka saronana vato fisaka izay atao rako-pasana, ka io no rangolahy amin' ny fasana aniritra [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |