Entrée | fasan-drazana | |
Mots élémentaires | fasana ; razana | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Fasam-pianakaviana malagasy izay toy ny trano misy farafara vato mifanongoa an-daniny roa, ary amin' ny lafiny andrefana inlay ny rangolahy: vato fisaka atao varavarana mahazo mivoha sy mikatona avy eo anoloana [1.1] | |
Synonymes | fasan' ny ntaolo | |
Proverbes | Proverbes contenant le mot fasan-drazana | |
Mis à jour le 2023/06/11 |