| Entrée | 1 fehim-pihavanana | 
| Mots élémentaires | 2 fehy, 3 fihavanana | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [1.1] | 
| Explications en français | 6   lien de parenté [1.54] | 
| Vocabulaire | 7 Rapports: famille | 
| Synonymes | 8 fehim-ponenana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |