| Entrée | 1 fehintenda | 
| Mots élémentaires | 2 fehy, 3 tenda | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka [1.1] | 
| Exemples | 6   Taty aoriana, rehefa tsara akanjo ny olona (fa niditra betsaka ny karazan-damba vahiny), dia nampiseho soroka an-kavanana indray ny tovolahy mpihaingo mba hisehoan' ny fehintenda.
[2.436#] | 
| Vocabulaire | 7 Economie: vêtements | 
| Autres orthographes | 8 fehitenda | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |