| Entrée | 1 fetezana | 
| Radical | 2 mety | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   hatsarana, hamarinana: Lazao ahy ny tsy fetezan' izany fiteniko izany fanekena, fitiavana: Noho ny tsy fetezan' ny zandrinao handeha, dia ianao no handeha [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   willingness; suitability [1.7] | 
| Explications en français | 6   convenance, assentiment [1.5] 7 consentement; qualité de ce qui convient [1.8] | 
| Exemples | 8   Tsy fetezana hiova amin' izay hevitra efa voalazan' ny tena teo aloha.
[2.285] | 
| Synonymes | 9 fety | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |