|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitiavana |
| Fototeny | 2 tia |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Firaiketam-po amin-javatra na olona iray, izay tiana ho an' ny tena ary irina ho sambatra sy ho finaritra: Mahagaga ny fitiavan' ny reny ny zanany fa vonona ny hahafoy ny ainy ho azy izy. / Loza ny fitiavan' Ikoto kilalao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 love, affection, liking
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 amour, affection
[1.8] |
| Ohatra |
7 fitiavana anao no nanery hiainga
[2.285#171]
8 Tsaroanao moa ny fitiavantsika fahiny? [2.529#154] 9 Fa inona moa ny fitiavan-tanindrazana? [2.285#323] |
| Voambolana | 10 Ontam-po |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13 |
|