| Entrée (1/2) | 1 fetra | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 3   Soritra mamaritra, faritra na tsipika natao ho fanavahana: Ny renirano no fetran' ny taninay Famaritana natao hotratrarina: Hatraiza ny fetra amin' itỳ manafohy akanjo sy manalava vola id Faritra tsy azo ihoarana amin' ny zavatra iray, onona: Efa nasian' ny fanjakana fetra ny vidin' ny zava-pihinana / Tsy mahalala fetra amin' ny zavatra rehetra ataony izy [1.1] | 
| Explications en anglais | 4   an appointed time, a period, a regular period, a fixed boundary, limit, restraint, restriction, law, control. [1.2] 5 a limit [1.7] | 
| Explications en français | 6   limite [1.8] | 
| Morphologie | 
 | 
| Dérivés | 
 | 
| Tous les mots composés | 24 11 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 25 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 26 fetra | 
| Partie du discours | 27 nom | 
| Explications en malgache | 28   zanaka, taranaka [Sihanaka]
 [1.78] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 31 faitra | 
| Anagrammes | 32 fatre, 33 fetra | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |