|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zanaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Olona na biby nateraky ny hafa, na tokotokony ho izany ara-taona na dia tsy naloakan' ny kibony aza: Tokony hanaja sy ho tia ny ray aman-dreniny ny zanaka: Zanak' omby
4 Vola ateraky ny petrabola na vola nosamborina: Zana-bola 5 Nateraka, silaky ny aina, sombin' ny aina, menaky ny aina, naloakan' ny kibo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a child, offspring; the young of animals
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 fils, fille
[1.54] 8 enfant; petit d'un animal, des plantes [1.8] 9 (toute l'île) (sens général : enfant ; du malais anak, même signification). Pour les plantes : plants préparés pour la transplantation ; s'applique à toutes les espèces à l'exception du riz, dont le plant s'appelle ketsa. On précise souvent zanakazo : jeunes plants des arbres (de zanaka et hazo). [1.196] 10 enfant [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Ohatra |
11 Tompon-trano, raha tsy izany zanaka an-trano, no fiheverako ny tenako.
[2.4]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 30 dimby, 31 solo, 32 solofo, 33 taranaka, 34 teradranona, 35 tsyombykibo, 36 zanadrahalahy, 37 zanadrahavavy, 38 zanakanabavy, 39 zanakanadahy, 40 zazanatsangana, 41 zazanavelandranona |
| Kamban-teny rehetra | 42 Fikambanana 101 amin' io teny io |
| Ohabolana | 43 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 44 ankaza, 45 kazana, kazaña, zanaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/13 |
|