| Entrée | 1 fianakaviana | 
| Radical | 2 anakavy | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fitambaran' ny ray sy ny reny ary ny zanaka' izay antsoina koa hoe mpianakavy [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   the relationship of the various members of a family. [1.2] | 
| Explications en français | 6   famille [1.54, 1.5] 7 la parentèle [1.5] | 
| Exemples | 8   Tsy nisy sahy nanohina ity zavatra nampihevaheva ny fianakaviana.
[2.499] 9 Ny tavela ao an-trano no manao ny asan' ny fianakaviana amin' izany. [2.472] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 12 3 combinaisons de ce mot | 
| Vocabulaire | 13 Rapports: famille | 
| Article | 14 Randzavola: fianakaviana ao amin' ny Baiboly (=> ankohonana) | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |