| Entrée (1/2) | 1 Fianarantsoa | 
| Mots élémentaires | 2 fianarana, 3 soa | 
| Partie du discours | 4 nom propre (toponyme) [Liste complète] | 
| Exemples | 5   Tamin' ny lalamby fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy.
[2.472] 6 izay manatona any fianarantsoa, dia Vakinimatsiatra izao. [2.48] 7 Telegrama anankiray nalefan-dry zareo tao fianarantsoa no efa voarainy. [2.499] | 
| Vocabulaire | 8 Géographie: agglomérations | 
| Illustrations | 
 | 
| Entrée (2/2) | 9 Fianarantsoa | 
| Partie du discours | 10 nom propre (toponyme) [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 11   iray amin'ny faritany enina eto Madagasikara. Misy faritra dimy ao anatiny: Amoron' i Mania, Vatovavy Fitovinany, Matsiatra Ambony, Ihorombe, Atsimo Atsinanana [3.1] | 
| Vocabulaire | 12 Politique | 
| Hypéronyme | 
 | 
| Co-hyponymes | 
 | 
| Tableaux et planches | 19   Les six provinces | 
| Illustrations | 
 | 
| Anagrammes | 20 Fianarantsoa, 21 trano fiasana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |