| Entrée | 1 fiandrinaina | 
| Mots élémentaires | 2 fiandry, 3 aina | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en malgache | 5   Karazan-kankana mivelona ao amin' ny tsinain' ny olona; araka ny finoan' ny teo aloha, dia mivoaka, hono, io kankana io rehefa ho faty ilay olona misy azy [1.1] | 
| Explications en anglais | 6   (fandrin-aina) The name of a fabulous worm said to live in the stomach of people, and which, should it be passed out, indicates that the sick will surely die. [1.2] | 
| Vocabulaire | 7 Santé | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |