| Entrée | 1 fiantranoana | 
| Radical | 2 trano | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fidirana ao an-tranon' olona Fangataham-bady atao loabary an-dasy eo anatrehan' ny mpianakavy roa tonta, ampiana ny dinidinika ny amin' izay andro hampakarana sy ny hatao amin' izany; amin' ny fiantranoana koa no anomezan-drazazalahy fitafiana ho an-drazazavavy. Ireo zatovo mifanaiky hivady toy izany no natao taloha hoe: "vady vita fiantranoana" [1.1] | 
| Explications en français | 5   L'action d'entrer dans la maison de quelqu’un, la cause, le lieu [1.3#740] | 
| Exemples | 6   vady vita fiantranoana kosa no niantsoan'ny Ntaolo an'io fahiny.
[2.314#] 7 Misy ambaratonga roa ny fomba arahina rehefa hanambady: voalohany, ny fiantranoana, ary faharoa, ny fampakaram-bady. [2.436#] 8 Ny fiantranoana na fangataham-bady dia atao loa-bary an-dasy eo anatrehan' ny mpianakavy tafavory, ampiana ny dinidinika ny amin' izay andro hampakarana sy ny hatao amin' izany. [2.436#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |