| Entrée | 1 fiazana | 
| Radical | 2 fia | 
| Partie du discours | 3 verbe passif | 
| Explications en malgache | 4   Gejaina mafy, poretina: Aza fiazanao toy izao ny tanako Tanana tsy omena: Nofiazany telo taona tany ny volako [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   to be squeezed, to be pressed. [1.2] | 
| Morphologie | 
 | 
| Anagrammes | 10 anafazy, 11 faizana, 12 fiazana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |