| Entrée | 1 fidanika | 
| Radical | 2 danika | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Famelezan' ny herin' ny hainandro; fitaninana afo, famindroana akaikin' ny afo: Hiditra aho fa tsy tohako ny fidaniky ny hainandro [1.1] | 
| Explications en français | 5   Manière de se chauffer [1.3] | 
| Morphologie | 
 | 
| Synonymes | 8 fidanihana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |