| Entrée | 1 fidonanahana | 
| Radical | 2 donanaka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fipetrapetrahana tsy miasa fa mitanàka foana eo: Ny mazàna mahatarika amin' ny hevi-dratsy rehetra dia ny fidonanaham-poana [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |