| Entrée | 1 fifadiana | 
| Radical | 2 fady | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Tsy fihinanana na tsy fisotroana, tsy fanaovana zavatra, na noho ny fitanana ny fandraran' ny Razana na noho ny famehezan-tena: Fifadiana fisotro mahamamo [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   abstention [1.7] | 
| Explications en français | 6   L'abstinence, le jeûne, la mortification, le temps [pour le jeûne] [1.3#135] 7 abstention de certains mets, certains actes tabous [1.8] | 
| Exemples | 8   Ny Fivavahana sy ny fombany rehetva dia ny Batisa, ny Asosaiety, ny fifadiana alahady, ny Fiangonana na alahady na tsy alahady sns dia tsy maintsy hajanona avy hatrany.
[2.508#517] 9 Tsy azo lavina kosa anefa fa nisy toe-tsaina tsara sy madio izay tsy azo odian-tsy hita tamin' ireo fombafomba nankalazana ny famorana taloha, toy ny fifadiana ny fitondran-tena ratsy nandritra io fotoana io. [2.436#] | 
| Tous les mots composés | 10 fifadian-kanina | 
| Article | 11 Randzavola: fifadiana ao amin' ny Baiboly | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |