| Entrée | 1 fifamofoana | 
| Radical | 2 fofo | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fangatahan' ny zazalahy iray zazavavy amin' ny ray aman-dreniny ho vadiny araka ny fombafomba rehetra fanao amin' izany [1.1] | 
| Exemples | 5   Raha nihantsona teo amin' ny fifamofoana fotsiny izy, dia fifamofoana.
[2.5#] 6 Ilay zazavavy tsotra koa nankasitraka rahateo, ka dia natao ny fifamofoana. [2.499#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |