| Entrée | 1 fifampitenenana | 
| Radical | 2 teny | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Exemples | 4   Matoa mitranga ny fampitandremana iray, na arofanina, na fifampitenenana, na fifanarahana, na dina, na lalàna: misy ahina na mitady hihoa-pefy ao na efa minia mihoa-pefy, na tsy mahatsiaro tena na tsy mahalala sy tsy mahay izay tokony hataony.
[4.26] | 
| Mis à jour le 2025/07/29 |   |