| Entrée | 1 fifaninana | 
| Radical | 2 inana | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fomba entina mifaninana, miady izay hahazo voalohany na hahavita tsara [1.1] | 
| Explications en français | 5   La rivalité, l'émulation [1.3#279] | 
| Exemples | 6   Ampiroboroboina ny fifaninana amin' ireo izay manolo-tena handray ny orinasa, ny birao misahana ny fanadihadiana, ny banky izay mety handray anjara amin' izany.
[4.27#] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |