| Entrée | 1 fifaninanana | 
| Radical | 2 inana | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fiezahan' olona maro miady izay hahazo voalohany na hahavita tsara [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   rivalry; a contest, a competition [1.7] | 
| Explications en français | 6   compétition, concours [1.8, 1.13] 7 rivalité [1.8] 8 concurrence [1.13] | 
| Exemples | 9   Misy fifaninanana mamaly fanontaniana.
[2.332] 10 Tsy nisy fifaninanana nakotrokotroka toa izany! [2.298] 11 Nisy fifaninanana momba ny fanatanjahan-tena tany Anta-nanarivo. [2.332] 12 Nisy koa fifaninanana nifanaovan' ny Tily avy any Paris sy ny Tily avy any Bordeaux, isaky ny lasy. [2.356] | 
| Tous les mots composés | 13 2 combinaisons de ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |