| Entrée | 1 fifidianana | 
| Radical | 2 fidy | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fakana izay tiana an-tsitrapo, filantenana, fijobonana, fitsongoana; fandatsaham-bato: Tsy misy fifidianana raha atao an-tery, na mivantana izany na an-kolaka [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   the act of choosing an election [1.7] | 
| Explications en français | 6   action de choisir élection [1.3, 1.8] | 
| Exemples | 7   Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara.
[2.472] 8 Nandalo indroa Atoa Ranaivo Jonah nanontany vaovao izay tsy nisy fa nilamina ny fifidianana. [2.356] | 
| Vocabulaire | 9 Politique | 
| Mis à jour le 2025/10/07 |   |