| Entrée | 1 fihetsiketsehana | 
| Radical | 2 hetsiketsika | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fivorivoriana ataon' olona manan-javatra angatahina na takina amin' ny fanjakana: Nanao fihetsiketsehana ny mpianatra fa tsy aradalàna, hono, ny fanadinana [1.1] | 
| Explications en français | 5   manifestation, mouvement de revendication [1.13] | 
| Exemples | 6   mahatonga ho be tabataba sy fihetsiketsehana, na fety na andavanandro.
[2.314#] 7 Dia resin-tory indray satria olombelona mila fialan-tsasatra noho ny fihetsiketsehana nandritra ny andro. [2.470#21] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |