| Entrée | 1 fihodinana | 
| Radical | 2 hodina | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fitsimbadihana eo an-toerana ihany ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany: Ny fihodinan' ny tany no mahatonga ny andro sy ny alina Fitodihan' ny loha mankany aoriana: Ny fihodinany no tsy nahitany anao Tsipika afovoany ihodinan' ny zavatra iray, lahintangerina: Misy simba ny fihodinan' itỳ kodiarana itỳ [1.1] | 
| Explications en français | 5   La révolution, le tour, l'essieu, l’axe, la direction [1.3#257] 6 rotation [1.13] | 
| Exemples | 7   Izany fihodinana izany no manome herin' aratra.
[2.445#] 8 Eo amin' ny fihodinana voalohany dia mandeha amin' ny antsasamanilan' ny isan' ny mpandatsa-bato ny fifidianana. [2.114#] | 
| Tous les mots composés | 9 2 combinaisons de ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |