| Entrée | 1 fihodivirana | 
| Radical | 2 hodivitra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Tsy fahitsiana, fihilanana: Ny fihodiviran' ny andry Fihodinana any amin' ny ilany, fiviliana: Ny fihodivirany tany ambadiky ny trano no tsy nahazoana azy Fialana amim-pahakingana: Nitady azy aho nefa tsy hitako izy noho ny fihodivirany Ny manodidina ny takolaka eo akaikin' ny sofina [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |