| Entrée | 1 fihomboana | 
| Radical | 2 hombo | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Firaiketana amin' ny..., fifantsihana amin' ny...: Ny fihomboan' i Kristy teo amin' ny hozofijaliana Fihamafisan' ny aretina: Ny fihomboan' ny aretiny no nitondran' ny havany azy tany amin' ny hopitaly [1.1] | 
| Explications en français | 5   aggravation [1.13] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |