Entrée | fikatrohana (katroka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fipohana, fidonana: Nahatsiravina ny fikatrohan' ilay fiarakodia tamin' ny tamboho rary vato Fiadiana, fikaonana: Tsy nahajery ny fikatrohan' ny tafika roa tonta, hono, izy Fiasana, fianarana amim-pilofosana: Ny fikatrohan' ny mpianatra rehefa akaiky ny fanadinana [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |