Entrée (1/3) | 1 katroka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Feno isa tsara, tsy latsaka na manana amby: Valopolo amby zato ariary katroka tsara no nividianako io akoho io |
Explications en anglais |
4 [1.7] the same, exactly: roapòlo àndro kàtroka: exactly 20 days |
Explications en français |
5 [1.8] le même, exactement |
Exemples |
6 [2.643#] Feno efa-bolana katroka ny fanompoanay tao.
7 [2.114#] Na dia izany aza anefo rehefa olom-pirenena feno 18 taona katroka dia azo ampiandreiketina fitantanan-draharaha ao an-tokantranon' ny fikambanana. |
Dérivés |
|
Citations | 9 Textes citant katroka |
Entrée (2/3) | 10 katroka |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en malgache |
12 [1.78] dona, fidonana, ady [Bezanozano]
Fifandonana; fihaonana misy fifamelezana; ady tsy mifampitsitsy |
Dérivés |
|
Tous les mots composés |
|
Entrée (3/3) | 24 katroka |
Partie du discours | 25 nom |
Explications en français |
26 [1.19] démonter un fusil. [Tankarana]
|
Anagrammes | 27 katroka, 28 kotraka |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |