| Entrée | 1 fiketronana | 
| Radical | 2 ketrona | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fiforetana, fivalonana, fikainkonana, fisiana fivalombalonana amin' ny tarehy: Ny fiketronana, hono, no mariky ny fahanterana [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |  |