| Entrée | 1 fikezahana | 
| Radical | 2 kezaka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanaovana araka izay azo atao, fanaovana izay tratry ny aina: Tsy ampy fikezahana ny zanakao no tsy androsoany amin' ny fianarana [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |