Entrée | 1 filankevitra |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 filana, hevitra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fikambanan' olona vitsivitsy miara-mihevi-draharaha sy manapaka izay hatao: Filan-kevi-bahoaka ~ Filan-kevitra faratam-pon'ny tolom-piavotana 5 [1.62#404] fikambanan' olona vitsivitsy tendrena na fidina hiara-mihevi-draharaha sy manapaka amin' ny fitantanana na ny mpitondra na ny filoha 6 [1.64] toerana atonina hanontanian-javatra rehefa misy manahirana na mahaliana |
Explications en français |
7 [1.64] accueil, renseignements |
Exemples |
8 [4.27#] Mbola manohy ny asany ara-dalàna ve anefa io filankevitra io?
9 [1.320#] Amin' izany izy, dia ampian' ny filankevitra Ambony momba ny Mpitsara izay izy no Filohany. |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Autres orthographes | 19 filankevitra |
Mis à jour le 2025/09/13 |
![]() |