| Entrée | 1 filoha | 
| Radical | 2 loha | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Olona nofidina na notendrena ho lehibe sy mpitarika fikambanana iray na firenena na antoko: Ny filohan' ny Nosy. / Noraisin' ny filohan' ny fikambanan' ny mpanao gazety izy (Mazàna ny lehiben' ny antokon-draharaha kosa na ny tompon' andraikitra amin' ny sokajin-draharaha iray, dia atao hoe Tale) [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   the head, the director [1.7] | 
| Explications en français | 6   chef, directeur [1.8] | 
| Exemples | 7   Anambaran' ny vahoaka ny hetahetam-pony ny filoha.
[2.445#] 8 Nanendry filoha vaovao isam-pianakaviana i Fohiloha. [2.508#] 9 Ny Minisitra misahana ny Fitsarana no filoha lefitra. [1.320#] | 
| Morphologie | 
 | 
| Tous les mots composés | 12 Filohan’ ny Repoblika | 
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 14 filaho, 15 filoha, 16 fôhaly, 17 folahy, 18 lafiho | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |