| Entrée | 1 finoanoam-poana | 
| Partie du discours | 2 locution | 
| Explications en anglais | 3   superstition [1.7] | 
| Explications en français | 4   superstition [1.8, 1.5.fr#155, 1.66] | 
| Exemples | 5   misy finoanoam-poana ny mihevitra fa ny fitoeran-tsira mivadika dia manambara loza (il y a de la superstition à croire qu'un salière renversée présage un malheur)
[1.66] 6 Ny vahoaka any India koa dia firenena mino ny tody, sahala amin' ny Malagasy, saingy efa tafiditry ny finoanoampoana marobe ny azy, ka tonga fahalemena indray aza izany ankehitriny. [1.316#70] | 
| Vocabulaire | 7 Croyances | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |