| Entrée | 1 fipampana | 
| Radical | 2 pampana | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Toetran' ny olona mipampàna, izany hoe mitsapatsapa ao amin' ny maizina na noho ny toerana tsy dia mazava loatra na noho ny maso pahimpahina [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |