| Entrée | 1 firaisam-pokontany | 
| Partie du discours | 2 locution | 
| Explications en malgache | 3   Fitambaran' ny fokontany maromaro na vitsivitsy eo ambany fifehezan' ny Lehiben' ny firaisam-pokontany ary ao anatin' ny Fivondronam-pokontany [1.1] | 
| Explications en français | 4   littéralement "union des collectivités"; sous le régime Ratsiraka, arrondissement (correspond aux cantons de l'époque coloniale et du régime Tsiranana) [1.5] | 
| Exemples | 5   Ny “Repoblika demokratika”, izay nandimby, dia nibaby ny tetikasa manodoka momba ny “vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana” (Fokontany, firaisampokontany, Fivondronampokontany ary Faritany), rafitra noheverina hiasa araka ny foto-pisainana “teny miakatra ifampierana ary teny midina ifampitondrana”.
[4.27] | 
| Vocabulaire | 6 Politique | 
| Synonymes | 7 firaisana | 
| Mis à jour le 2025/09/19 |   |