| Entrée | 1 firavaka | 
| Radical | 2 ravaka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Zavatra atao fihaingoana vita amin' ny vato na metaly sarobidy ary amim-pomba voakaly, toy ny kavina, haba...: Misy efatra karazana ny firavaka fitondran' ny Ntaolo nihaingo: ny vakana, ny kavina, ny firavaka fanao amin' ny volo na drakadraka, ary ireo rojo isan-karazany [1.1] | 
| Explications en anglais | 5   jewelry [1.7] | 
| Explications en français | 6   bijou [1.8] | 
| Exemples | 7   Tena volamena izany, sa firavaka rombahina?
[2.1022#] 8 Ny karazan-bakana dia firavaka tian-dry zareo fatratra. [1.437#] | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Article | 10 Randzavola: firavaka ao amin' ny Baiboly (=> ravaka) | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |