| Entrée | 1 firesahana | 
| Radical | 2 resaka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fanaovana teny ifamaliana momba izao sy izao: Ny firesahana matetiko ahitana hevitra Fifanakalozana hevitra: Tsy nisy firesahana akory dia nanapaka izy Fanaovana dinidinika: Efitrano firesahana Fitenenana, filazana: Ny firesahako izany tamin-dRabe no nahasosotra an-dRakoto [1.1] | 
| Explications en français | 5   l’action de causer [1.3] | 
| Exemples | 6   Sambasamba tamin' izay mba tsy nisy fisavana kahie sy firesahana fianarana.
[2.4] 7 Raha nisy firesahana koa na ady hevitra tao am-piangonana, tsy mba niteny mihitsy I Dada sy Neny. [2.472] | 
| Proverbes | 8 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 9 firesahana, 10 harafesina | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |