| Entrée | 1 fisafotofoto | 
| Radical | 2 safotofoto | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Toetran' ny zavatra misafotofoto, mikorontana sy mifangaroharo: Noho ny fisafotofoton' ny toe-javatra, dia tsy fantatra intsony izay niavian' ny ady [1.1] | 
| Explications en français | 5   l'état de ce qui est en désordre, manière de se démener de colère [1.3] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |