|
|
|
|

Entrée1  fisainana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  saina
Explications en malgache  4  [1.1] Fieritreretana: Trano fisainana
Fiheverana: Araka ny fisainan' ny maro, ny asa tanana dia ambany noho ny asa saina
Explications en anglais  5  [1.7] thinking, reflection
Explications en français  6  [1.8] la pensée, réflexion
Exemples  7  [2.528#68] Ny alina, hono, mitondra fisainana, hoy i M.
8  [2.928#] Izao sahady dia ioriako ny fisainana azy ho tola!
9  [2.470#140] I Katy toa lasa fisainana lalina ka nampanahy azy.
Tous les mots composés 
Vocabulaire  14  Philosophie
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot fisainana

Anagrammes  16 anifisana, 17 fanisiana, 18 fisainana, 19 fisia-nana

Mis à jour le 2025/09/13