| Entrée | 1 fisalehorana | 
| Radical | 2 salehotra | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Fahamaikamaikana foana, fiselontselonana amin' ny raharahan' ny hafa: Mahasosotra ahy ny fisalehoranao amin' ny raharahako ka atsaharo masonandro anio [1.1] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |